Blaogin'i (foko) Blog Club

Miora Stéphanie : Ny Zokiko

club | 02 Febroary, 2008 20:15

Zavatra iray nitaizan’i Dada sy Neny anay ny mba hifanampiana sy ifankatiavanay. Ary zavatra iray nolovaiko tamin’ny zokiko, nanjary fahazarana tato amiko ny mamaky boky sy mianatra. Izay zokiko izay mantsy toa olona tsy mety mitsahatra. Vao mifoha ao am-pandriana izy ny maraina, dia boky.

tohizo ato 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb