Blaogin'i (foko) Blog Club

Sasa : Teny Adala

club | 12 Janoary, 2008 11:28

Ity izany misy zavatra hitako teny andalana, mba nirava aloha za tamzay dia somary gaga ihany nahita ny trangan-javatra toy izao.

Nisy ranamana 1 izay teo ho eo amin'ny 35taona teo, somary misy fitohanan'ny fiarakodia moa izany eny amin'iny lalana miakatra mankany behoririka iny, izany hoe Soarano, (tohizo ato)

 

http://sasa.blaogy.com/ 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb