club | 30 Aprily, 2008 07:04
Des cris « filao é, filao é, filao é » se fait entendre. Une dame apparaît : une cuvette à moitié pleine de poissons sur la tête. Son enfant est noué avec une lambaoany sur son dos. C’est la vendeuse ambulante de poissons.
club | 28 Aprily, 2008 06:57
We ‘re just too different
J :john
M :mary
A story of two young people in love ,there were some problems ;but they stayed together
club | 28 Aprily, 2008 06:13
club | 28 Aprily, 2008 00:12

Podcast amin'ny Teny Malagasy sy Teny English
14/04/08 : Stéphane FOKO, Patricia (http://patietoi.wordpress.com) sy Lindsay Redifer mpampianatra teny anglisy ao amin'ny École de Journalisme de Mahajanga. Izy n nampiditran'ireo ankizy ao amin'ny Foko Blog Club mpitorka blaogy avy any Majunga ireo ary nanampy an'i Patricia and Nombana tamin'ilay the Film Your Issue contest.
VELOMA LINDSAY : YOU WILL BE MISSED IN MADAGASCAR
Momban'ny Foko Blog Club ato http://club.foko-madagascar.or
Podacasts (feo) taloha ato :
sary sy sary mihetsika ato :
club | 27 Aprily, 2008 07:02
Samy manana talenta hono ny olona tsirairay fa sahy milaza aho eto fa tena maniry an’ireny olona manana talenta amin’ireny fanaovan-tsary sy asa tanana samy hafa. Anisan’ireny olona manavia amin’ireny asa tanana ireny mantsy ny tenako ka mba tena mitsiriritra ny mba hahay manao azy ireny
| « | Aprily 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | |||