Blaogin'i (foko) Blog Club

Le Concours Film Your Issue

club | 09 Aprily, 2008 08:22

ça travaille dur à Tana, nous remercions Lindsay, Stéphane et Hery pour leur investissement et conseils!

Bon courage les jeunes !

 

Concours : Filme ta Cause

Date limite : 14 Avril 2008

Durée : 2 minutes

Participants : Groupe FBC-CPO

Ahanitsoa : Pokemon

club | 07 Aprily, 2008 14:49

POKEMON est connu aux Etats-Uni, en Europe, en Asie. C’est l’un des jeux les plus connu en ce moment: à peu près 75% de personnes connaissent ce jeux actuellement.

tohizo ato 

Karenichia : Miandry takalo …

club | 05 Aprily, 2008 14:42

Tsy hoe niverina tamin’ny andron’ny Ntaolo isika amin’ilay fivelomana ara-takalo na miresaka an’ireny olona mitondra entana fampiasa ao an-dakozia ireny dia mandondona isam-baravarana hanakalo ireny entana ireny ho lamba tonta a! Toe-tsaina tsy hita izay mahatsara azy nefa sarotra ialana no vontoatin-dresaka androany.

 tohizo ato

Poupoune : l'exode rurale

club | 04 Aprily, 2008 06:20

L’exode rurale est très courant dans différents pays mais en particulier à M/car.On sait que la moitié de la population ou même plus sont des paysans, actuellement les grandes villes accueillent de jour en jour les gens de la campagne et cela afin d’avoir une meilleure vie. Dans le cas de M/car qui est un pays sous développé,ce n’est pas en recevant des gens de la campagne que le pays va se développer.Ceci revient à se poser la question suivante:”Est ce vraiment l’idéal de les avoir en ville?”.tohizo ato

FcCandy : INDROA MAHITA NY MAIZINA

club | 02 Aprily, 2008 06:18

INDROA MAHITA NY MAIZINA Zavatra nahavaka ny sain’ny mponin’Andravoahangy Ambatomitsangana nanomboka ny fiandohan’ny volana Mars ny tsy fahafatesan’ny jiron’ny JIRAMA teny amin’ny andrin-jiro na andro na alina. Talohan’io dia toy izao ny zava-nisy. Amin’ny antoandro no mirehitra ny jiro, ary dia maty sy tsy misy hazavana rehefa alina. Mifamadika tanteraka amin’izay tokony ho izy. Rehefa nilazàna ny tao amin’ny JIRAMA dia nijery ary nilaza fa simba ny fitaovana mpibaiko tena mitondra azy io, ho an’ny fokontany roa (Andravoahangy andrefana sy atsinanana) ary ny manodidina azy akaiky. tohizo ato
«Mialoha   1 2 3 4 5 6
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb