Blaogin'i (foko) Blog Club

Pati : La pollution à Tana

club | 07 Mey, 2008 06:36

Tana ou Antananarivo, une capitale assez peuplée comme les autres mais assez polluée, pas comme les autres par contre! On peut trouver presque toutes les forme de pollution dans cette ville: pollutions de l’air, de l’eau, des rues,…

tohizo ato 

Karenichia : Nosy maitso…

club | 06 Mey, 2008 06:34

Maitso mira lokon’ny fanantenana. Rehefa miresaka hoe maitso dia mby ao an-tsaina avy hatrany ny  tontolo madio, mangatsitsiaka sy feno zava-maniry mitondra hanitra mamerovero. Tamin’ny andro taloha dia ireo no tena nibahana ity nosy malalantsika ity saingy izao kosa dia iaraha-mahita ny fiharatsiny izay isika mponina eto ihany no nanimba azy. Soa ihany aloha fa tonga saina isika ka nanaparitaka eraky ny nosy ny amin’ny tokony hanarenana azy. Anisan’ny fanentanana atao amin’izany ny fambolen-kazo.

tohizo ato  

Karenichia : Fanovan-toe-tsaina eto dago?!!

club | 05 Mey, 2008 06:33

Ny rehetra angamba dia mahalala fa anisan’ny tena mibahana ny Fandrosoana eto Madagasikara ny tsy fananana toe-tsaina liam-pivoarana sy tia karokaroka.

Ekeko aloha hoe be dia be ny Malagasy manam-pahaizana sy te handroso mafy nefa ny maro an’isa dia tsy toy izany avokoa. Soa ihany aloha fa efa misy fiketrehana ny hamerina indray ho ao anty fandaharam-pianarana ny Education civique fa io koa dia zavatra iray tena tsy voahaja mihitsy eto dago. Ohatra fotsiny ilay manao fanahy iniana mivalan-drano na manao maloto sy manary fako eny rehetra eny na dia efa misy takela-by mandrara izany aza. Etsy an-daniny koa matetika dia ireo mpanabe ihany no manao mpitari-bato vilam-bava.

tohizo ato 

Lomelle: Les anges…existent

club | 02 Mey, 2008 06:31

Quand on grandit on traverse plusieurs obstacles. Quand on grandit on est surtout une bonne proie pour la haine.

Je haïs comment les amis de mon père me pincent les joues, je déteste le surnom que ma grand-mère m’a donné.

Je me souviens d’avoir haï à mort mes parent quand j’étais petite. Mes parents me prenaient pour une conne. Ils ont inventé une et milles personnages pour m’amadouer : Le père noël, les anges gardiennes, la bonne fée, les génies. Pourquoi ils m’ont pas dit pour de vraie que ces trucs n’existaient pas ?

tohizo ato 

Dianachamia : fait dodo pétite metisse!

club | 01 Mey, 2008 06:27

Car demain ton rêve métissé sera réalisé

Enfanté par une mère malgache, la petite métisse nommé Chamia parcours toujours avec l’espoir de voir un jour pas noir

Tout à commencer quand un fils DARBAR SINH avoua son amour à Isa. Une fille de beauté sauvage venant droit de la brousse. Isa était dotée d’un pouvoir magique sur ces doigts. Aucun style de mode ne lui échappe mais elle était trop loin de la réussite encore.

Ce fils de DARBAR se nomme RAMA CHANDRA SINH. Un indien ou plus précisément un hindou.

tohizo ato 

«Mialoha   1 2 3
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb