Karajia Cyberfety (Jiona 21 2008)
(13.08.58) ikalamako: hery a ahoana ilay comandy rvg toa tsymety
(13.09.57) mpresaka: mlay kosa ty clien irc ty to otran mafatifaty zany k'le . hih
(13.10.51) hery: lap: prioritaire... fa androany ihany lol
(13.11.20) lap: manao risoriso rvg kely ny cyberfety androany :)
(13.15.46) Lalasoa: ny hira efatra aloha efa ananako e , hay radio vazogasy izany ity hoe rvg?
(13.13.43) ikalamako: iaza izy miresaka amiko ?
(13.43.25) pissoa: kotikotio ao i BotLives01dia alefany ny hira milay be ;)
(13.54.36) Arnaud6: pissoa aza manao manja loatra sao tsy vita ao ny fety e!
(14.17.36) zazaza: lasa permission denied tampoka teo
(14.24.53) vao: tsy maintsy teny gasy moa izny izy ity?
(14.33.42) lap: Voalohany dia misaotra antsika rehetra tonga eto, misaotra an'ireo nandray anjara tamin'ny lalao, misaotra an'ireo mpikarakara nahatontosa an'izao zavatra izao . Ny teny malagasy moa no omem-boninahitra androany, tonga soa daholo na izay mahay na izay tsy mahay teny gasy, Aleo angamba omeko an'i DadaRabe ny fitenenana aloha satria izy no niandohan'ity tantara ity
(14.35.17) patie: nareo izany toa mampitahotra
(14.35.59) lap: au programme zany androany : resadresaka momba ny teny gasy, kilalao vitsivitsy, dia manala azy sy mihaino hira ao amin'ny RVG
(14.40.34) jogany: Inona ary izany, bolobolo miteraka vato fotsy, vato fotsy miteraka bolobolo ?
(14.40.42) avylavitra: atody
(14.44.29) ***simp tezitra be fa misy mitrisy kle
(14.58.08) ravatorano: ikalamako<vao nahazo vao≤ za teo fa salama tsara ilay kambana mirahavavy amizao e
(15.06.58) BotLives01: Miarahaba anareo rehetra rehetra Malcom (Fiarahaba global fiarahaban'ny kamo io :-))
(15.06.50) pakysse: INONA ARY IZANY DELESTAZY FOANA ?
(15.13.53) BotLives01: simp manongo ny takolak'i patie :) Tsongotsongom-pitiavana ??? :)))
(15.16.32) hery: patie: fiarandalamby manasa no dikan'ny "machine ‡ laver"
(15.15.55) patie: hery: tsy maita dikanzany amin ny teny gasy za
(15.26.07) ***pissoa : lasa ary izany ny tsora-bitsika a
(15.28.56) lap: _ _ A _ _ T _ _ _ A _ _
(15.38.41) DadaRabe: IZAY FA MANDEHA ILAY HIRA NATOLOTRO HO ANAREO "ANTANAMBAO" rvg
(15.40.41) patie: Pissoa: ny teny malagasy ange misy X e, ohatra hoe: Xisoa :-D
(15.53.50) jogany: alefaso marina kabary mampiakatra moral
(15.55.26)
DadaRabe: Ikalamako : atolotra ho an'ny mpitovo izay hanambady
amin'izay izy ireo manao famerenanana farany. Tompkolahy sy
tompokovavy. Zokibe hery sy Nenitoa JOgany. Tsy zokiny aho fa zandriny.
Tsy antitra aho fa TANORA. ordinatera no mba filanjako, kitapo no mba
filolohako. ka ny hiteny eto anatrehanareo efa antitra, zokibe toa ray.
dia mahamenatra sy mampikolay. ialako ny tsiny fa ny tsiny hono toy ny
telefaonina. henoina mahavaky sofina, tazonina mahafola tanana. Eo
ianareo zoky ray aman-drny fotsy volo amin'ny tany (simp, pissoa). eo
ianareo zandry mahaleo mahalasana (Ikalamako, lap)
simp simp2 . saonjo mihoatra ny garanadrelina (patie, Hery). lany rora
(16.03.08) ikalamako: le vady ange mbola tsy azo ry DadaRabe e .
(16.04.52) ***sipagasy manontany hoe iza no mpangataka ary iza no angatahina
(16.12.54) patie: avylavitra: zao za vao mahita ny blaoginao, mlay k
(16.14.22) lap_2: A K O H O A _ _ _ A _ A
(16.15.16) simp: lap_2: akohofataka
(16.15.57) sipagasy: samy hiteny akoho ihany tsinona kann lol
(16.20.03) vao: doty jogany
(16.22.13) avylavitra: Manararaotra kely aloha mampita fa amin'ny 9h maraina no manomboka ny fetin'ny aterineto any amin'y CARLTON amin'ny sabotsy. Mba mila tonga aloha izay hanotrona amin'io. Ohatra hoe amin'ny valo mahery kely eo. Amin'ny 28 sy 29 jona izao. Any ny Telomiova sy ny Jojopil amin'io. Ny telomiova dia teraka taorian'ny fihaonan'ny mpitoraka blaogy vistivitsy avy eto Dago sy avy any Ampita tany. rehefa nahita fa tena fanoitra azo trandrahana ny aterineto. mba ho fampandrosoana ny Malagasy n izay ny mpianatra no tena kendrena betsaka aty am-piandohana. Mandeha amin'ny ambaratonga ny raharaha sahanina, ka miainga amin'ny fanangonana sy fampivondronana ireo amihafa mivoy ny resaka fanabeazana. Any amparany dia ny hivadihan'ny tetikasa ho eËlearning no andrasantsika.Na iza izany na iza ianao dia afaka miara-miasa amin'ny Telomiova avoka ary raisina an-tanan-droa
(16.39.43) lap_2: telomiova.org
(16.40.57) patie: FBC indray ary izao e!ny FBC izany dia fampianarna mitoraka bilaogy ny ankizy ny olona ny@ sehatra ny fiasana. manana reseau ny foko ny kelilalina,toamasina ary any mahajunga. raha ny eto antananarivo dia misy ilay ato cpop n ny club pour l'onu izay manampy be (Club pour l'ONU izany dia rÈseau association etudiant) . dia Foko miara miasan'ny lycÈes sy univesitÈs manerana dago. ohatra ny ecole de journalisme any Majunga ny ny lycÈe jules ferry rehefa misy enevements na activitÈs tafiditra anaty ny cours zareo ny blogging.mpianatra daholo no ao anatin ny cpo, miara miasa @ onu eto dago sy ny ministera! manana olona eo @ 30 eo ny fbc any toamsina ry mpitoraka bilaogy daholo ireo. ary miaraka miasa akainy @ fianarana toy ny stella mariy sns.fa indrindra dia mahazo fanampiana @ ONG vitsivitsy izay karakaraina tanora volontaire ao @ peace corp, sy ny Rising Voices (Global Voices Online).
(16.55.24) ***jogany (raminy asabotsy hisy conference Glbal Voices any Budapest dia foko izany representÈ any miresaka momban ny FBC Global Voices Malagasy dia ny taminy cyclone Ivan) farany : ny asan'i Patie, avylavitra sy foko prsentena any. devant assemblÈe journalistes internationaux lova sy mialy manome presentation
(16.57.01) vao: Nahafinaritra ny lalao ary misaotra anareo mba nilaza vao², dia mampahery ny rehetra amin'ny tetikasany avy
(17.03.13) Many: lé taxi efa lasa fa jombotry alaina
(17.10.55) simp: lap: hoan'ny vevavy. zao ndray ary vazivazy .... rafozana. be loatra koa ny vevavy ato k elabe vao voavaly le izy :-P
(17.12.58) ikalamako: ny vady no tiana koa. rafozana tsinjovinmandeha ve
(17.16.24) BotLives01: Handeha sahady ve i Many? i sipagasy anefa mbola malahelo... veloma ary e.
(17.16.26) ***Angie alou fanina foana h@ zao
(17.21.00) ***jogany raha misy 10 minutes nareo fa misy akama Rising Voices io te hianatra teny gasy tsotsotra. Guyz this is Eduardo Avila from Voices Bolivianas
(17.22.33) pissoa: Hi bolivia
(17.24.26) simp: bolivia: do u know how to curse people in Malgasy cos if not I can help you
(17.24.57) lap: ok, we start with the most basic notion. coz malagazy is the simplest language in the world
voir la suite ici http://www.foko-madagascar.org/cyberfety.txt
Blogging for a social cause : Help Diana help Kamba
“We cannot live for ourselves alone. Our lives are connected by a thousand invisible threads, and along these sympathetic fibers, our actions run as causes and return to us as results.” - Herman Melville, American writer
The attitude to help others is innate in our lives even if we sometimes do not prioritize it. The sympathetic actions we take have to be meaningful and powerful to make changes happen and visible. Most of the times when a bigger threat like natural calamity happens we find the spirit and engage in collective actions to help the helpless. But should we have to wait for such a blow before we convert the spirit into action in our daily lives?
Think about any problem in your society. How much effort does it take to solve it? What are the resource requirements and how do we obtain them?
Only some years ago we needed to wait for a mainstream media to advocate for social initiatives to help others. Now social media is empowering ordinary people to do that for themselves.
When you look at each of the Rising Voices projects, you will agree that it is an interesting experience to watch a new blogger start out, develop a voice, and emerge as a force. It is like tentatively getting out of a cocoon of blocked thoughts, unblocking their self-consciousness, overcoming frustrations and limitations, and then blasting like a rocket with individual charisma and aura. And they are setting examples of engaging themselves in social causes.
Diana Chamia is a 18 year old blogger from the School of Journalism in Mahajanga, Madagascar who received citizen media training from FOKO Blog Club. She has proved to be more than just a skilled writer, she has done something remarkable.
She
spotted a child named Kamba with an abnormal growth in the forehead and
decided to help Kamba’s family to provide better medical care for him.
She appealed to the blogosphere in her blog post “help Me help them“:
The FOKO blogging community responded to her post and pledged a global call for solidarity to help the child and the family.
Th initial financial support to take the child to capital Antananarivo for a better diagnostic required $500 and FOKO Madagascar was in charge of the fundraising on the Internet. In a very short time, a wonderful Malagasy family living in Canada contacted Diana and took care of everything.
FOKO then spontaneously took the role of coordinator between the parties involved (surgeons, donors, worried mothers wanting to give clothing and food) and started publishing daily updates on the developments. Diana assisted the family on their trip to the capital for the operation and even offered to stay with the child during the month long hospitalization.
Diana writes that Kamba is now doing fine. Please keep an eye on this blog for more updates.
This is a wonderful example of the power of one making a change in the society.
Similarly we see such actions in another project Hiper-Barrio where:
“In San Javier La Loma, a hillside working class community on the outskirts of Medellín, one of the most well-known local celebrities, ‘Filthy Suso’, had, until recently, also been one of the most enigmatic. Thanks to the work of HiperBarrio, a citizen journalism outreach project of Rising Voices, the story of ‘Filthy Suso’ is now known both locally and internationally. Led by Yuliana Isabel Paniagua Cano, Catalina Restrepo Martínez, and Gabriel Jaime Venegas, the collective of new citizen journalists created both a video and article about ‘Filthy Suso’, La Loma’s local collector of recyclables. It is worth noting that HiperBarrio’s article on Suso was also published on the front page of the weekly local newspaper, Conexion.”
Both the examples show the empowerment of a new level of social consciousness and imagination among the youth by the citizen media. It is being achieved through sharing of conversation and expression of strong will to make a change which is devoid of self-preoccupation and self-interest.
ir raminy azabosy e !!!
Iray maka bahana …
Nifanentana sy nandray anjara tsy
hampijaly, ary hanandratra ny teny Malagasy ny mpitoraka blaogy sy ny
mponin'ny aterineto nanomboka tamin'ny antson'i Lapino
Roa fiomanana …
Tapaka fa asiana lanonana famaranana ity hetsika ity ary amin'ny faha-21 Jiona no hanatanterahana izany, amin'ny 3 tolakandro, ora any Madagasikara.
Telo dia lasa …
Tongava daholo ary amin'ny 21 Jiona 2008 amin'ny 3 tolakandro (Ora any Madagasikara).
- Mandahara hira ao amin'ny radio Vazogasy.
- Dia mandehana ao amin'ny http://tetikasa.telomiova.org/cyberfety na http://club.foko-madagascar.org/
- Dia miresaha dia milalaova … dia milalaova dia miresaha.
Welcome to Blaogin'i (foko) Blog Club

“In San Javier La Loma, a hillside working class community on the outskirts of 

