club | 09 Mey, 2008 19:49
Chatroom tao amin'ny Foko Blog Club
3:57 joan-Canada FOKO BLOG CLUB STARTS AT 4 PM IN ANTANANARIVO - 3 PM IN FRANCE - 9 AM IN NEW YORK - JOIN US HERE !
9:03 Vola jounaliste citoyen=journaliste juste pr la gloire lol
9:58 pissoa-joburg non - mbola chapitre 19 aho izao @ petit prince
10:06 Laza Pissoa ok , andeha hody alou dia any an-trano manohy
10:27 ikalamako5 mann akia indry matahotra very rehfa miditra fiangoana arivonimamo?
10:36 avylavitra-mada ô ry zareo a! miditra wordpress aho handefa article nefa tsy mety misokatra ilay izy e! help help!
11:18 Mirana-Calgary ndry mba efa nitaingina an'ireny boeing
11:27 tantely mada
http://andovahin.wordpress.com/
12:09 Laza-Montpellier c'est bien çà!! des cours gratos!
12: 35 bob-France je suis un peu le travaux de foko c'est interessant (je découvre l'activité blog, je connaissait plu la partie environnemental )
12: 45 shoan-Rouen 10.000 pieds ? vive la biodiversité zany ?
club | 08 Mey, 2008 06:32
At the back of the Rinas’ garden there is a tree with a very thick trunk. It deep roots carry food to its branches and to its leaves. Some of its leaves are lying on the grass. Several leaves are falling. The boy is sweeping up the dead leaves which are under the tree. He is going to burn them.
club | 07 Mey, 2008 06:36
Tana ou Antananarivo, une capitale assez peuplée comme les autres mais assez polluée, pas comme les autres par contre! On peut trouver presque toutes les forme de pollution dans cette ville: pollutions de l’air, de l’eau, des rues,…
club | 06 Mey, 2008 06:34
Maitso mira lokon’ny fanantenana. Rehefa miresaka hoe maitso dia mby ao an-tsaina avy hatrany ny tontolo madio, mangatsitsiaka sy feno zava-maniry mitondra hanitra mamerovero. Tamin’ny andro taloha dia ireo no tena nibahana ity nosy malalantsika ity saingy izao kosa dia iaraha-mahita ny fiharatsiny izay isika mponina eto ihany no nanimba azy. Soa ihany aloha fa tonga saina isika ka nanaparitaka eraky ny nosy ny amin’ny tokony hanarenana azy. Anisan’ny fanentanana atao amin’izany ny fambolen-kazo.
club | 05 Mey, 2008 06:33
Ny rehetra angamba dia mahalala fa anisan’ny tena mibahana ny Fandrosoana eto Madagasikara ny tsy fananana toe-tsaina liam-pivoarana sy tia karokaroka.
Ekeko aloha hoe be dia be ny Malagasy manam-pahaizana sy te handroso mafy nefa ny maro an’isa dia tsy toy izany avokoa. Soa ihany aloha fa efa misy fiketrehana ny hamerina indray ho ao anty fandaharam-pianarana ny Education civique fa io koa dia zavatra iray tena tsy voahaja mihitsy eto dago. Ohatra fotsiny ilay manao fanahy iniana mivalan-drano na manao maloto sy manary fako eny rehetra eny na dia efa misy takela-by mandrara izany aza. Etsy an-daniny koa matetika dia ireo mpanabe ihany no manao mpitari-bato vilam-bava.
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||