Rondro : Malagasy Tradition
This tradition has existed in many different parts of Madagascar for centuries.
Mielmanja : the garden
At the back of the Rinas’ garden there is a tree with a very thick trunk. It deep roots carry food to its branches and to its leaves. Some of its leaves are lying on the grass. Several leaves are falling. The boy is sweeping up the dead leaves which are under the tree. He is going to burn them.
Pati : La pollution à Tana
Tana ou Antananarivo, une capitale assez peuplée comme les autres mais assez polluée, pas comme les autres par contre! On peut trouver presque toutes les forme de pollution dans cette ville: pollutions de l’air, de l’eau, des rues,…
Karenichia : Nosy maitso…
Maitso mira lokon’ny fanantenana. Rehefa miresaka hoe maitso dia mby ao an-tsaina avy hatrany ny tontolo madio, mangatsitsiaka sy feno zava-maniry mitondra hanitra mamerovero. Tamin’ny andro taloha dia ireo no tena nibahana ity nosy malalantsika ity saingy izao kosa dia iaraha-mahita ny fiharatsiny izay isika mponina eto ihany no nanimba azy. Soa ihany aloha fa tonga saina isika ka nanaparitaka eraky ny nosy ny amin’ny tokony hanarenana azy. Anisan’ny fanentanana atao amin’izany ny fambolen-kazo.
Karenichia : Fanovan-toe-tsaina eto dago?!!
Ny rehetra angamba dia mahalala fa anisan’ny tena mibahana ny Fandrosoana eto Madagasikara ny tsy fananana toe-tsaina liam-pivoarana sy tia karokaroka.
Ekeko aloha hoe be dia be ny Malagasy manam-pahaizana sy te handroso mafy nefa ny maro an’isa dia tsy toy izany avokoa. Soa ihany aloha fa efa misy fiketrehana ny hamerina indray ho ao anty fandaharam-pianarana ny Education civique fa io koa dia zavatra iray tena tsy voahaja mihitsy eto dago. Ohatra fotsiny ilay manao fanahy iniana mivalan-drano na manao maloto sy manary fako eny rehetra eny na dia efa misy takela-by mandrara izany aza. Etsy an-daniny koa matetika dia ireo mpanabe ihany no manao mpitari-bato vilam-bava.
Welcome to Blaogin'i (foko) Blog Club

