Blaogin'i (foko) Blog Club

Avylavitra : Noely Malagasy

club | 24 Desambra, 2007 12:32

Hifarana ity ny taona. Raha somary nafana be ny andro noho ny orana nihantona, dia toa nanaraka izany koa ny hafanan’ny fanomanan’ny Malagasy ny fetin’ny faran’ny taona. Tsy misy hodiavina Analakely sy ny manodidina azy. (tohizo ato)

http://avylavitra.wordpress.com/ 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb