club | 18 Aprily, 2008 07:00
Zazavavy vao 7 taona monja i Eliza dia efa eo ampiadiana sahady ny tsy fahampiana.
Mbola ao anatin’ny fahazazana tanteraka i Tsimialozafy Eliza amin’izao
fotoana izao. Mbola 7 taona izy ary manan-joky vavy (Faniry 9 taona )sy
zandry lahy ihany koa. Eto Mahajana no fonenany hatramin’izay miaraka
amin-dreniny.
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||