club | 05 Mey, 2008 06:33
Ny rehetra angamba dia mahalala fa anisan’ny tena mibahana ny Fandrosoana eto Madagasikara ny tsy fananana toe-tsaina liam-pivoarana sy tia karokaroka.
Ekeko aloha hoe be dia be ny Malagasy manam-pahaizana sy te handroso mafy nefa ny maro an’isa dia tsy toy izany avokoa. Soa ihany aloha fa efa misy fiketrehana ny hamerina indray ho ao anty fandaharam-pianarana ny Education civique fa io koa dia zavatra iray tena tsy voahaja mihitsy eto dago. Ohatra fotsiny ilay manao fanahy iniana mivalan-drano na manao maloto sy manary fako eny rehetra eny na dia efa misy takela-by mandrara izany aza. Etsy an-daniny koa matetika dia ireo mpanabe ihany no manao mpitari-bato vilam-bava.
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||