Blaogin'i (foko) Blog Club

Categorie: Lohatsoratra Vaovao

Manjamanja : Ny fiainana aty Dago

Hono ry reto, manao ahoana ny fahitanareo ny fiainana eto Dago??  Ny ara-toe-karena indrindra indrindra?? Inona ny fahitanareo ny olana na sakana mahatonga antsika tsy tody amin'ny fivoarana ( développement). (tohiny ato)  ...

Maposy : Technologie

La technologie. est-ce que c’est un progres? bien sûr. mais seulement d’un côté. c’est un progres quand on regard le bond effectué en matire de communication, par exemple. (tohiny ato)   http://maposy.wordpress.com/ 

Fcandy : Mitsikia foana ho'aho

Manana trano ao Ambohimandroso Ambohimanarina ny raiamandreniko. Tsy tiako loatra anefa ny mandeha lava any noho ny fahitako ny fahorian’ireo ankizy mipetraka manodidina ny tanananay. Tsy mba misy rano fisotro tonga mantsy ao, no sady koa tsy mba misy fivoahan-drano maloto...

Avylavitra : Mba Tantarao anay ny any aminay

*Ka inona ary anefa no ho tantaraiko e ?   _ izay azo tantaraina ihany k’ah!    Sa dia aleo ny diako nanomboka teto Antananarivo hatrany Mahajanga sy Ankarafantsika no hotantaraiko anareo, miampy ireo fiovana goavana...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb