Blaogin'i (foko) Blog Club

Avylavitra : Orana Miantona

club | 14 Janoary, 2008 11:31

Mitaraina daholo ny rehetra noho ny tsy fisian’ny orana, na JI.RA.MA, na olon-tsotra mpamboly fa taraiky be ny orana tamin’ity taona ity. Eo am-piterahana ny vary amin’iny lemak’iBetsimitatatra iny amin’izao fotoana, nefa ny rano tsy ampy. Raha tsara sy nahafinaritra ny vokatra tamin’ny taona 2006 iny dia ahiana ny hidinan’izany ho very sasaka amin’ity taona 2007 ity (ny voly vary aloha io lazaiko io, na dia voadona daholo koa aza ny voly hafa rehetra). (tohizo ato)

 

http://avylavitra.wordpress.com/ 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb