Blaogin'i (foko) Blog Club

Categorie: Lohatsoratra Vaovao

WeMedia 2008 Miami

    Lova a été invité en tant que membre de Global Voices Online et éditeur du très très actif Global Voices Malagasy à assister à la Conférence WeMedia 2008 et sera accompagné de nos amis de Voices...

Video Avylavitra vaovao

avy any @ Avylavitra  

Gazety_Avylavitra : Cyclône IVAN

Niditra tao Sainte Marie omaly ny cyclone IVAN. Nandrava zavatra maro, fa ny tena tiako hampitaina eto dia ny fahatapahan’ny fifandraisana nahatonga faty olona sivy tany an-toerana. Omaly dia nisy vehivavy niantso maika ny rainy  taty Antananarivo nilaza fa nianjeran-javatra ny...

Gazety Avylavitra : Procambarus * Foza orana

Procambarus na ” foza orana “. Ny fomba iainan’ny tantsaha eny Betsimitatatra ny andavanandrom-piainany miatrika ity biby mpanani-bohitra ity no fanadihadiana entiko aminao anatin’ity lahatsoratra ity. Biby miaina sy mora velona anaty faritra mando izy ity. Tsy...

Blaogy ray, roa, telo....folo

 

FBC 5 : 23 Février 2008

FCandy : Rimorimo

Mbola tsy afaka tao an-tsain’ny mponin’Itaosy akory ilay zazavavy kely nofisahan’ny kamiao noho ny hateren’ny lalana. Ny antony moa dia feno mpivarotra ny trotoirs. Nihafihafy be ilay zaza,hono, niaraka tamin’ny reniny nadeha tamin’ny sisin’ny...

Gazety adaladala : Tsy mahatsiaro tena

Ety am-piandohàna dia ialàko tsiny raha niniako tsy notakonana ny laharan’ilay fiara. Amin’izay angamba mba ho hainy ny hiaro ny sasany. Ny sary haseho anao anio mantsy dia tena maneho tsy firaharahiana ny hafa. Indrindra indrindra fa ny ain’ny mpandeha...

Gazety adaladala : Salon du Recrutement

Nifàrana omaly 27 janoary 2008 ny salon du recrutement nokarakarain’ny Exhib’Mada / Orange Madagascar / BFV- SG, rehefa naharitra teo amin’ny efatra andro teo. Teny amin’ny Alliance Française Andavamamba no nisy azy ity. Maro tokoa ireo Malagasy tonga...

Miora Stéphanie : Ny Zokiko

Zavatra iray nitaizan’i Dada sy Neny anay ny mba hifanampiana sy ifankatiavanay. Ary zavatra iray nolovaiko tamin’ny zokiko, nanjary fahazarana tato amiko ny mamaky boky sy mianatra. Izay zokiko izay mantsy toa olona tsy mety mitsahatra. Vao mifoha ao am-pandriana izy ny maraina,...

Pakysse : Le famadihana

le famadihana est consideré comme le culte des ancetres à Madagascar se voit de disparaitre peti à petit etant donné l’arrivée en masse d’une culture importée (ex: la religion chretienne). (tohizo ato)  ...

Avylavitra : Orana Miantona

Mitaraina daholo ny rehetra noho ny tsy fisian’ny orana, na JI.RA.MA, na olon-tsotra mpamboly fa taraiky be ny orana tamin’ity taona ity. Eo am-piterahana ny vary amin’iny lemak’iBetsimitatatra iny amin’izao fotoana, nefa ny rano tsy ampy. Raha tsara sy...

Sasa : Teny Adala

Ity izany misy zavatra hitako teny andalana, mba nirava aloha za tamzay dia somary gaga ihany nahita ny trangan-javatra toy izao. Nisy ranamana 1 izay teo ho eo amin'ny 35taona teo, somary misy fitohanan'ny fiarakodia moa izany eny amin'iny lalana miakatra mankany...

Avylavitra : Noely Malagasy

Hifarana ity ny taona. Raha somary nafana be ny andro noho ny orana nihantona, dia toa nanaraka izany koa ny hafanan’ny fanomanan’ny Malagasy ny fetin’ny faran’ny taona. Tsy misy hodiavina Analakely sy ny manodidina azy. (tohizo ato)...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb