club | 06 Febroary, 2008 20:10
Ety am-piandohàna dia ialàko tsiny raha niniako tsy notakonana ny laharan’ilay fiara. Amin’izay angamba mba ho hainy ny hiaro ny sasany. Ny sary haseho anao anio mantsy dia tena maneho tsy firaharahiana ny hafa. Indrindra indrindra fa ny ain’ny mpandeha an-tongotra mandalo ilay toerana. Efa nisy fotoana nitenenako ny mpiandry io BRIDGE Hotel Restaurant eo ambany kelin’ny tetezana Behoririka io fa dia he! he! he!.
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |