Categorie: Lohatsoratra Vaovao
Mbola tsy afaka tao an-tsain’ny mponin’Itaosy akory ilay
zazavavy kely nofisahan’ny kamiao noho ny hateren’ny lalana. Ny antony
moa dia feno mpivarotra ny trotoirs. Nihafihafy be ilay zaza,hono,
niaraka tamin’ny reniny nadeha tamin’ny sisin’ny...
Ety am-piandohàna dia ialàko tsiny raha niniako tsy notakonana ny
laharan’ilay fiara. Amin’izay angamba mba ho hainy ny hiaro ny sasany.
Ny sary haseho anao anio mantsy dia tena maneho tsy firaharahiana ny
hafa. Indrindra indrindra fa ny ain’ny mpandeha...
Nifàrana omaly 27 janoary 2008 ny salon du recrutement nokarakarain’ny
Exhib’Mada / Orange Madagascar / BFV- SG, rehefa naharitra teo amin’ny
efatra andro teo. Teny amin’ny Alliance Française Andavamamba no nisy
azy ity. Maro tokoa ireo Malagasy tonga...
Zavatra iray nitaizan’i Dada sy Neny anay ny mba hifanampiana sy
ifankatiavanay. Ary zavatra iray nolovaiko tamin’ny zokiko, nanjary
fahazarana tato amiko ny mamaky boky sy mianatra. Izay zokiko izay
mantsy toa olona tsy mety mitsahatra. Vao mifoha ao am-pandriana izy ny
maraina,...