Blaogin'i (foko) Blog Club

Ahona izy izay Monsieur Stéphane ?

club | 01 Aogositra, 2008 16:40

Milay be   Ny volana aprily,jiona ary jolay no nanaovana ny fampianarana ni-blog tany Toamasina izay vao nofidiany filoham-pirenena fa lasa « capital economique » voalohany eto Madagasikara izay KM 360 ary maharitra ora 6 eo eo ny fihidinana makany,raha ny moba ny toetr'andro dia somary manorana ry mafana fa ankoatra izay dia toeran mahafinaritra tokoa raha Toamasina no resahina ary ny fampianara voalohoany dia niaraka tamin'ireo «  ingenieurs » ny orinasa mpamokatra « Nickel » sy « Cobalt » lehibe indrindra eran-tany izay mitondra ny anarana oe « projet Ambatovy » satria tompoko lahy sy tompoko vavy dia mahatratra eo amin'ny 5 miliara vola amerikanina izany ary izany vaovao izany dia fantatry ny be sy ny maro fa tsy noforonina ! Ny tena olana raha momba ireo « ingenieurs » ireo dia ny fotoana hanoratana raha ny fanazavana nataony mpianatra mi-blog iray! Ny isan'izy ireo tamin'izany fotoana izany moa dia nahatratra  ny 20 ary dia nifangaro tao daholo na ny malagasy,sinona sy ny canadianina ary ny ostralianina ny indro be moa tamin'izay fotoana izay dia ny fahatapahan'ny connexion nandritra ny andro 1 mihintsy ary azo lazaina fa tsy dia mora tamiko ny nanao hazafady azy ireo noho ny fotoan very !          Raha ny volana aprily indray no resahina dia mnola azo lazaina fa tsotsotra ihany ny fampianra ary azo tenenina fa olona vaovao tokoa eo amin'ny resaka blogging no tonga tao !   Ny volana jolay dia nahafinaritra ny asa satria dia ekipa be tokoa sy mbola mpianatra amin'ny Universite no tonga tao ary dia nanatevin-daharana tamin'izany ny fahagagako fa dia miteny anglisy daholo izy ireo ary dia manana ny association any mihintsy amin'ny fianarana tenim-pirenena hafa tahaka ny anglisy ,allemand sns!!!!

Last FBC on July 22nd 2008 in Tamatave

please read and post comments on our blogs

 

    Milay be    Raha ny azo ambara momba ireo mpianatran'ny CPO ireo dia tsotra satria dia olona sy ankizy tena feno finiavna tokoa amin'ny resaka "citizen media" satria dia vonona be tokoa ry zareo ireo ary ato ato dia ho avy ny vokany ary dia ho gaga ianareo satria mahafinaritra be tokoa ny mijery ireo ankizy ireo mihaino ny fampianrana sy ny fanazavana ny momba ny atao oe "blogging », araka izany tompoko lahy sy tompoko vavy raha ny momba ny fitorahana blog eto Madagasikara dia azoa lazaina fa mandroso tokoa ary tena misy « avenir » be tokoa !       

 


Play video : Hello World from Stéphane Ramananarivo

Joan, Lova, Mialy no namorina ny Foko-Madagascar ary ny tenako kosa no filoha mpandrindra eto an-toerana koa araka izany dia nirahina nanao mission tany Mahajunga ny tenako hijery ny fandehany “ecole de journalisme” sy ny fametrahana ny rafitra ( structure) ny fitorahana miblog, raha ohatra moa ka mahery ny KM 500 mihoatra any Antananario ka mitodika mianavaratra (ouest ) ny makany mahajunga dia tsy nanakana ahy izany satria dia ao anaty ny asa daholo!
Ny fitorahana miblog moa dia somary mifanakaiky kokoa ny ataon’ireo mpianatra ao amin’ny ecole koa nanamora ny fanazavana sy ny fampianarana, raha ohatra moa ny tena nahazo” rendez-vous” hiresaka amin’ny directeur ny ecole “Mr Vita” mba hifandinika sy niera raha afaka manaraka fampiofanana ny mpianatra dia tsy niambaamba velively izy namaly oe “eny” , araka izany dia nanomboka ny tafa sy ny dinika ary ny fitsidihina ny “ecole” ary naharitra teo amin’ny ora 1 teo eo ary tamin’izay indrindra no nahatsapako sy nahitako fa io “ecole de journalisme” io dia somary tsotsotra ihany ary manana ny maha izy azy satria dia efa namoaka olona maro tokoa raha teo amin’ny lafiny “ jouranlisme” eto Madagasikara no resahina!  

with Mr Vita from the School of Journalism of Majunga

Ny antony iray tena nandehako tany Mahajunga ihany koa ia ny fijerena ny zavatra nosoratany Diana y ny sary nalainy momba ilay zazakely atao oe”Kamba” sartia ny zavatra tahaka izao moa dia ilaina ihany ny fanaovana “investigation” satria dia “internet” ny toeram-piasana, akory ny fahagagako raha nahita any Diana satria dia tena mbola tanora raha tsy hiteny oe zaza aho satria tompoko lahy sy tompoko vavy i Diana dia ankizy mananana “volonte” sy “perverance” be tokoa ary tsy nihambahamba izy ny nampiseho sy nanao antso avo tamin’ny alalany blogny  . Raha ataoko kely indray mipika ny tantara any Diana sy Kamba dia tsotra ny azo ambara satria dia tamin’ny fony ary tsy nisy fisalasalana ary fahadiovana ara-taina tokoa ny zavatra nataony, raha tsy hiteny ny fasahiany nanenjika ny reniny Kamba kely teny an-dalambe nanehoany ny alahelony fa tokony hotsaboina io ankizy io ary tokony hampiana fa mil any sariny aho hoy izy raha nanenjika ny mamany izy: mety tena naharitra teo amin’ny tapak’andro teo mihintsy izany fifanenjehina izany vao nety nalaina sary i Kamba ary tamin’izay no nanazaviny ahy fa dia tamin’ny halalany telefoniny Nokia tsotsotra no nametrahany ani’izy io tao amin’ny blogny!    

    Milay be  Raha izay ny tantara any Diana sy Kamba dia hiresaka kely ny mpianatra aho sy ny fampiofanana izay natao tao amin’ny “alliance française” satria dia ao irery no cyber tena mba azo lazaina oe manaraka ny toetr’andro sy ary-fomba ary mba misy “qualite”, ny isany mpianatra nampanaovina “formation” dia miisa teo amin’ny 10 teo eo ary dia liana avokoa na dia efa nisy aza ny fampianarana nataony “Lindsay” izay tsy iza moa fa irony atao oe “peace corps”“ irony dia mbola liana ireo mpianatra satria dia mbola betsaka ny fanontaniana fa i Lindsay kosa moa dia efa lasa nody any an-tanindrazany fa izaho dia somary nanohy kely ny asa nataony Lindsay izany oe ny fampianarana internet sy ny fampianarana mi-blog!      


             Ny andro nijanonako tany moa dia 2 ihany ary ny ora fandehanaa fiara miala an’Antananarivo makany Mahajunga dia eo amin’ny ora 12 eo eo raha taxi-brousse no andehanana satria dia manaja ny afangainam-pandeha ny sofera ary manaja ny mpitainigina ihany koa!                     Ny zavatra tena nahavariana ahy rah any momba ireo mpianatra mi-blog any Mahajunga no resahina dia ny fitiavan’izy ireo ny teny anglisy na dia tsy tena lavorary aza izany dia tia tokoa ireo ankizy ireo raha tsy hiresaka an’dry Lomelle, Rondro sy maro hafa tsy ho voatanisa eto!

 

on board of a Taxi Brousse to Tamatave

 

 

Monsieur Stéphane au rapport !

club | 01 Aogositra, 2008 10:22

 

Vous devez connaître Foko par les excellents travaux de Patrick, Karenichia, Ledheada ou Patricia. Des 4 coins de Madagascar, ils ont réuni le très solidaire réseau de Média Citoyen de Foko, FBC, avec très peu de moyens mais beaucoup d’énergie et bien sûr leurs extraordinaires talents ( trilinguisme, activisme, confiance en soi, etc.). Il n’y aurait pas de puissante communauté prometteuses sans le seul Foko qui offre son soutien inconditionnel en voyageant, en recherchant des contacts et enfin en offrant le peu d’expérience qu’il a gagné après une seule année de blogging. Très vite, il est devenu très proche de chaque blogger et trouve toujours des solutions judicieuses face aux problèmes de Foko, même si la plupart du temps il doit user de ses manières fortes et de sa grande générosité. Monsieur Stéphane (comme le surnomme tout le monde de Majunga a Tamatave) relate son expérience a Rising Voices:


Play video : Hello World from Stéphane Ramananarivo

 

Les élèves du CPO (Club for UN) sont fans de blogging. Ils ont d’abord eu du mal avec Wordpress car les étudiants étaient habitués a la plate-forme populaire parmi les jeunes Skyblog.com. Ils appréciaient avant tout les commentaires reçus sur leurs blogs et bien sûr ont tout de suite suivi nos conseils d’écrire le plus possible pendant le concours pour optimaliser leurs heures de connexion. La session de tournage de mini-reportage avec Lindsay nous a été très enrichissante mais nous nous sommes aussi rendus compte qu’il était encore difficile sinon dangereux d’interroger les gens dans la rue au hasard et surtout de photographier des évènements. Nous sommes aussi devenus un acteur important du CINU (Centre d’Informations de l’ONU) et la directrice incite de plus en plus ses étudiants a s’enrôler dans le Club. Le dernier concours gagné par Patricia durant la Journée Mondiale pour la population a été un des moments forts.

on board of a Taxi Brousse to Tamatave

 

Nous avons eu des ateliers a Tamatave d’Avril a Juillet. La capitale économique de Madagascar située a 360 km et 6heures de route de Tana est le lieu principal d’embarquement de l’industrie minière Projet Ambatovy de Nickel et de Cobalt parmi les plus importantes du monde. Nous avons invité des employés de ces grandes compagnies pour partager leurs expériences personnelles et professionnelles sur les changements. Mais une coupure de courant de 5 heures nous a gâché la rencontre et nous avons promis aux 20 personnes venus de renouveler l’expérience. Les étudiants de l’Université de Tamatave ont emboîté le pas et le Club d’Anglais fort de 50 membres a commencé très vite a promouvoir leurs activités sociales dans le quartier populaire de Barikadimy autour de l’Université.

A 500 km et 10 heures de routes de Tana, l’avenir des journalistes malgaches se trouve entre les mains des très volontaires Lomelle, Zouboon, Rondro et de leur directeur Mr Vita. Même si leur école est assez éloignée de la ville, cela n’empêche pas les étudiants de relater les dernières nouvelles de la très vivante ville de Majunga. Le succès des élèves revient a la rigueur d’investigation que leur a inculquée cette école comme nous l’avons vu avec les reportages de Diana sur Kamba. Nous avons ainsi appris qu’elle a insisté des heures pour pouvoir prendre image du bébé autorisée par Georgine et encore par le biais de son appareil téléphonique portable Nokia pour le mettre sur son blog !! Maintenant que vous avez entendu les mérites de l’activisme des jeunes a Madagascar, nous voulions aussi vous partager nos traditions et notre culture grâce a Hkambora etRondro avec leurs articles sur les tribus Antekarana et l’importance de la circoncision et du famadihana chez les malgaches

Last FBC on July 22nd 2008 in Tamatave

please read and post comments on our blogs

 

Les membres sont très proches les uns des autres et se commentent entre les blofs tout en s’ échangeant des conseils (Patricia et Prisca sont meilleures amies, les élèves de 2è années de l’École de Journalisme de Majunga ont donné des cours de blogging aux 1ère année). Nous voulions aussi ajouter que les groupes sont totalement autonomes maintenant mais que nous voulions former les meilleurs bloggers a devenir eux -mêmes des formateurs. Bien entendu ils auront besoin de plus d’entraînement (ajouter de plus en plus d’images plus férquemment sur les blogs, charger les vidéos, etc.) mais nous nous sommes bien débrouillés depuis et remercions les cybercafés qui nous ont soutenus : Teknet a Antananarivo. Orange a Tamatave et Alliance Française a Majunga. Et nous promettons de continuellement leur trouver des fonds, de l’aide et des solutions pour poursuivre leur passion du Média Citoyen !

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb