FBC 2 : 22 Décembre 2007
club | 22 Desambra, 2007 11:37
06:23 fanja-mada bonsoir daolo. Fanja ty, olom-baovao mbo te-hianatra an'izany blog. inona ny vaovao?
06:23 Candy-mada zà kou. Zao manko zà vô manao an'ty e!
06:23 mialy-DC mifampianatra eto
06:23 mialy-DC fa efa mpampaky blog ve kaloa?
06:24 Candy-mada efa
06:24 fanja-mada tsy mbola fa vao zao vao hianatra e
06:24 mialy-DC ohatry ny cahier de souvenir ihany ange le blog e
06:24 mialy-DC sorasoratana ao
06:24 jogany-canada cahier de souvenir BE MAMAKY be zany
06:24 mialy-DC de tonga ny hafa manao sonia
06:24 avylavitra-mada efa mpamaky k'ah. Sady efa mba nanadrana tany amin'ny skyrock aho fa toa tsy dia azo atao inona loatra lay any
(Tohizo ato)
FBC 2 : 24 Novembre 2007
club | 24 Novambra, 2007 11:40
08:08 ikalakely faly miresaka amin'ny foko aloha e
08:08 ravatorano-madagascar haianreo ihany fa tsika malagasy efa tompon'ilay moramora hahahaha
08:08 ravatorano-madagascar io koa ry zareo efa misy namana iray tafiditra an
08:08 jogany-canada moramora styletsika reheatra
08:08 jogany-canada Manaona i Soa!
08:09 rakoto-indiana @ravaranto :D
08:09 jogany-canada Sasa makony ê
08:09 ravatorano-madagascar mbola tsisy pro zany ato ra jogany an
08:09 ravatorano-madagascar mbola vao mianatra e
08:10 jogany-canada :)
08:11 ravatorano-madagascar ary za miantso an'i jogany amin'ny skype tsy mahazo mihitsy kle
08:11 ericgael kaiza daholo
(tohizo ato)