Blaogin'i (foko) Blog Club

Pakysse : Le pouvoir des Médias

club | 07 Janoary, 2008 11:16

Pour évoquer l’influence exorbitante des médias,on parle de “quatrième
pouvoir”. Pourtant, ce pouvoir n’est pas véritablement codifié ni meme
controlé or il pèse lourd (tohizo ato)

 

http://pakysse.wordpress.com/

Limahl : feeling ny tanora Malagasy

club | 05 Janoary, 2008 11:14

Ny fahitana ny feeling ny tanora eto Madagasikara indrindra ny eto an-drenivohitra amin’ izao vanim_potoana hiainantsika izao, maro ireo tanora malagasy ny manara -drenirano fotsiny ny atao hoe revy sy ny fanarahana ny lamaody ary ny tendace misy (tohizo ato)

 

http://limahl.wordpress.com/ 

Manjamanja : Ny fiainana aty Dago

club | 04 Janoary, 2008 11:02

Hono ry reto, manao ahoana ny fahitanareo ny fiainana eto Dago??  Ny ara-toe-karena indrindra indrindra??

Inona ny fahitanareo ny olana na sakana mahatonga antsika tsy tody amin'ny fivoarana ( développement). (tohiny ato)
 

http://manjamanja.blaogy.com/

 

Maposy : Technologie

club | 02 Janoary, 2008 11:02

La technologie. est-ce que c’est un progres? bien sûr. mais seulement d’un côté. c’est un progres quand on regard le bond effectué en matire de communication, par exemple. (tohiny ato)

 

http://maposy.wordpress.com/ 

Fcandy : Mitsikia foana ho'aho

club | 01 Janoary, 2008 11:19

Manana trano ao Ambohimandroso Ambohimanarina ny raiamandreniko. Tsy tiako loatra anefa ny mandeha lava any noho ny fahitako ny fahorian’ireo ankizy mipetraka manodidina ny tanananay. Tsy mba misy rano fisotro tonga mantsy ao, no sady koa tsy mba misy fivoahan-drano maloto (évacuation) (tohizo ato)

 

 

 
http://fcandy.wordpress.com/ 
 

 

«Mialoha   1 2 3 ... 17 18 19 20 21 22 23 24  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb