Blaogin'i (foko) Blog Club

Misaotranao | Thank You Lindsay Redifer

club | 27 Aprily, 2008 22:12

 

Podcast amin'ny Teny Malagasy sy Teny  English

14/04/08 : Stéphane  FOKO, Patricia (http://patietoi.wordpress.com) sy Lindsay Redifer mpampianatra teny anglisy ao amin'ny École de Journalisme de Mahajanga. Izy n nampiditran'ireo ankizy ao amin'ny Foko Blog Club mpitorka blaogy avy any Majunga ireo ary nanampy an'i Patricia and Nombana tamin'ilay the Film Your Issue contest. 

VELOMA LINDSAY : YOU WILL BE MISSED IN MADAGASCAR

Momban'ny Foko Blog Club ato http://club.foko-madagascar.or

Podacasts (feo) taloha ato :

Itunes.png

Podcast.jpg

sary sy sary mihetsika ato :

 

 

 

Lomelle : talenta talenta ihany

club | 27 Aprily, 2008 05:02

Samy manana talenta hono ny olona tsirairay fa sahy milaza aho eto fa tena maniry an’ireny olona manana talenta amin’ireny fanaovan-tsary sy asa tanana samy hafa. Anisan’ireny olona manavia amin’ireny asa tanana ireny mantsy ny tenako ka mba tena mitsiriritra ny mba hahay manao azy ireny

tohizo ato 

MielManja : GOOD PICNIC

club | 26 Aprily, 2008 04:55

Lanto and her family have decided to go for a picnic at Zahamotel – Mahajanga. They are putting a basket of food in the back of food in the back of the car. They have found a nice place in the country.

tohizo ato 

ANKARIHARY vitan'i Patricia

club | 25 Aprily, 2008 05:08

Maro ny toerana azo lazaina fa mampiavaka ny Antananarivo... 

Aidez Diana à les aider

club | 24 Aprily, 2008 04:22

Contactez Foko ([email protected]) qui transmettra vos dons au Leo Club de Majunga.

Au mois d’août 2007 Philomène Georgine a mis au monde un merveilleux faux jumeaux ;une pétite fille en bonne santé et sans anomalie physique.Par contre le garçon souffre d’une étrange chose(veillez regarder la photo SVP)une grosse boule de chaire au milieu du front.Cette grosse boule se situe entre ses 2 yeux au dessus de son petit nez plats.La boule lui cache la vue et s’appuie sur son nez ainsi il a une difficulté respiratoire.

tohizo ato 

«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 ... 22 23 24  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb