Blaogin'i (foko) Blog Club

Categorie: Lohatsoratra Vaovao

Rondro : Malagasy Tradition

Have you ever heard about a Malagasy tradition called « TROMBA « ? This tradition has existed in many different parts of Madagascar for centuries . tohizo ato 

Mielmanja : the garden

At the back of the Rinas’ garden there is a tree with a very thick trunk. It deep roots carry food to its branches and to its leaves. Some of its leaves are lying on the grass. Several leaves are falling. The boy is sweeping up the dead leaves which are under the tree. He is going to...

Pati : La pollution à Tana

Tana ou Antananarivo, une capitale assez peuplée comme les autres mais assez polluée, pas comme les autres par contre! On peut trouver presque toutes les forme de pollution dans cette ville: pollutions de l’air, de l’eau, des rues,… tohizo ato 

Karenichia : Nosy maitso…

Maitso mira lokon’ny fanantenana. Rehefa miresaka hoe maitso dia mby ao an-tsaina avy hatrany ny  tontolo madio, mangatsitsiaka sy feno zava-maniry mitondra hanitra mamerovero. Tamin’ny andro taloha dia ireo no tena nibahana ity nosy malalantsika ity saingy izao kosa dia...

Karenichia : Fanovan-toe-tsaina eto dago?!!

Ny rehetra angamba dia mahalala fa anisan’ny tena mibahana ny Fandrosoana eto Madagasikara ny tsy fananana toe-tsaina liam-pivoarana sy tia karokaroka. Ekeko aloha hoe be dia be ny Malagasy manam-pahaizana sy te handroso mafy nefa ny maro an’isa dia tsy toy izany avokoa. Soa...
1 2 3 4 5 6 7 8 9  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb